Libya: Ahiahy sy Fanantenana Noho ny Fanatonan'ireo Mpikomy an'i Tripoli

Tonga hananika ny renivohitra ao Tripoli ny dian'ny revolisionera Libyana, mizara ny fanantenany sy ny ahiahiny ao amin'ny Twitter ny Libyana. Indreto sombiny tamin'ireo resadresaka tamin'ny tweet androany alina.

Ghazi Gheblawi ni-tweet hoe:

@Gheblawi: I can't deny that apocalyptic vision of some for #Tripoli gets on my nerve and stresses me out, let's stay positive and hope it ends quickly

@Gheblawi: Tsy azoko lavina fa miantraika amiko sy mahasosotra ahy ny fijery apokaliptika [fandravana] ataon'ny sasany amin'i #Tripoli , mba manàna finoana ary aoka hanantena fa hifarana haingana izy ity.
Volunteers at Free Libyan Army training camp in Benghazi learn how to use weapons. Image by Tomasz Grzyb, copyright Demotix (27/04/2011).

Mpanolotena ao amin ny tafika Libiana Afaka manao fanazaran-tena ny fampiasana fitaovam-piadiana ao an-toby ao Benghazi. Saripika Tomasz Grzyb, copyright Demotix (27/04/2011).

Tao amin'ny tweet teo aloha, nanamarika izy hoe:

@Gheblawi: Called family in #Tripoli few minutes ago, no electricity at their area, on/off since last night, dad is defiant, high spirits #Libya

@Gheblawi: Niantso ny fianakaviana ao #Tripoli minitra vitsy lasa izay, tapaka ny jiro ao amin'ny faritra misy azy ireo, tapatapaka hatramin'ny halina, mikiry mafy i dada, ambony moraly #Libya

ChangeInLibya nanampy hoe:

@ChangeInLibya: @Gheblawi Same here, I was speaking to my mother earlier and she's extremely worried about our family members stuck in Tripoli..rabbi yester (May God have mercy)

@ChangeInLibya: @Gheblawi mitovy amin'izany ny aty, niresaka tamin'ny reniko aho teo ka tena manahy ny amin'ny fianakaviany mihitsoka ao Tripoli izy..rabbi yester (Hamindra fo anie ny Tompo)

Ary Armchair Arab namaly hoe:

@ArmchairArab: @Gheblawi @ChangeInLibya Most my family in Tripoli too, I've been calling them every night, they seem in high spirits.

@ArmchairArab: @Gheblawi @FanovanaAoLibya Ao Tripoli koa ny ankamaron'ny fianakaviako, niantso azy ireo foana aho isaky ny alina, toa tsikaritra fa tsy manantahotra ry zareo.

Libya United nanohy ny resaka tam-panantenana.

@Libya_United: @ChangeInLibya @Gheblawi Non of my close family members left Tripoli. Be positive guys. Chaos r inevitable but I am certain it'll be quick

@Libya_United: @FanovanaAoLibya @Gheblawi Tsy misy amin'ireo fianakaviana akaiky ahy niala tao Tripoli. Mba manàna fanantenana ry rahalahy. Tsy maintsy misy ny korontana saingy mino aho fa ho vetivety ihany izany

Nadia Maddox nizara fanantenana mitovy amin'izany ihany koa. Ni-tweet izy hoe:


@NadiaMaddox
: @FromJoanne @Gheblawi Also have parents and other close fam in Tripoli 🙁 hope it ends soon and not too violent.

@NadiaMaddox: @FromJoanne @Gheblawi Manana ray aman-dreny sy havana akaiky ihany koa ao Tripoli 🙁 mino fa hifarana tsy ho ela izany ary tsy hisy herisetra be loatra.

Tao anatin'izany, nizara ny ahiahy maromaro i Nusaiba. Ni-tweet izy hoe:

@QdiyatnaAlhuria (Ar: Our Cause is our Freedom): #Worstfeeling not knowing whats going to happen to your family and friends and not being able to be there #Tripoli #Tajoura

@QdiyatnaAlhuria (Arabo: ny Fahafahana no imasoantsika): #Worstfeeling [fahatsapana ratsy indrindra] tsy mahalala izay hitranga amin'ny fianakavianareo sy ny namanareo ary tsy afaka mankany ihany koa #Tripoli #Tajoura

Mariam Addarrat feno fanantenana:

@Ummustafa78: @Gheblawi @ChangeInLibya Gaddafi has always been an 11th hour negotiater, I'm hoping he'll leave just as #FF are at Tripoli gates.

@Ummustafa78: @Gheblawi @ChangeInLibya, mpifampiraharaha 11ora foana i Gaddafi, mino aho fa handao antsika izy rehefa eo am-bavahadin'i Tripoli ny #FF .

Ary nofehezin'ny fahitalavitra Libya toy izao:

@libyatv: @Gheblawi it's the uncertainty, but Gaddafi will no longer be in Tripoli. GADDAFI WILL NO LONGER BE IN LIBYA. of course it is positive!!

@libyatv: @Gheblawi mbola tsy fantatra ny amin'izany, saingy tsy ho ao Tripoli intsony i Gaddafi . TSY HO AO LIBYA INTSONY I GADDAFI . mazava loatra fa tsara izany!!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.