Sakànan'i Bahrain ny Pejy Youtube sy ny Hafa koa

Eo anatin'ireo hetsi-panoherana ao Manama renivohitr'i Bahrain izay nitarika taminà fisamborana olona maherin'ny 200 sy namoizana aina iray raha kely indrindra, ny fijoroana vavolombelona dia milaza fa nijabahan'ny governemanta  ny vohikala, nanakanany ny fidirana amin'ny vohikala toy ny pejy sy lahatsary Youtube, izay heverina fa ny lahatsary mivantana alefan'ny vohikala  Bambuser.com.

Ny pejy fisakanana lahatsary iray ao amin'ny Youtube ao Bahrain

Ity ambany ity ilay  lahatsary voabahana, ary sahala amin'ny mampiseho polisy mitifitra an'ireo mpanao fihetsiketsehana tsy mitam-piadiana:

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.