Mijoro Miaraka Amin'i Palestina Izao Tontolo Izao: Hetsika Amin'ny Kaontinanta Rehetra

Nandritra ny andro hatry ny nisian'ny fanafihana Israeliana farany indrindra an'i Gaza, nipongapongatra tany amin'ny tanàna maro manerana izao tontolo izao ny hetsika ho fanohanana an'i Palestina sy hampitsaharana ny fanafihana mandeha ankehitriny. Ho fankatoavana ny filàna fiaraha-mientana, dia nisy (kaonty) Tumblr iray natsangana hanangonana tahirinkevitra amin'ireo fihetsiketsehana ireny. Ilay kaonty, izay tsy ahitana fanononana anarana, dia mametraka fa ny tanjony dia ny hanangona “Sary, lahatsary, ary tati-baovao avy any amin'ny fihetsiketsehana maneho firaisankina amin'i Palestina mandritra ny fanafihana misy amin'izao fotoana izao sy ny fanasaziana itambarambe.” Ireto sary ireto dia ny vitsivitsy monja amin'ireo fihetsiketsehana nitranga tany amin'ny firenena maro manerana izao tontolo izao.

"World Cup protests in Brazil become Gaza protests."

“Hetsi-panoherana ny Mondialy lasa fihetsiketsehana Gaza.” – 12 Jolay 2014.”

Kabul, Afghanistan - July 13, 2014.

Kabul, Afghanistan – 13 Jolay 2014.

Hyderabad, India - July 13, 2014.

Hyderabad, India – 13 Jolay 2014.

Helsinki, Finland - July 12, 2014.

Helsinki, Finland – 12 Jolay 2014.

Istanbul, Turkey - July 12, 2014.

Istanbul, Torkia – 12 Jolay 2014.

San Francisco, CA (US) - July 12, 2014.

San Francisco, CA (Etazonia) – 12 Jolay 2014.

South Korea - July 12, 2014.

Seoul, Korea Atsimo- 12 Jolay 2014.

The Hague, Netherlands - July 12, 2014.

The Hague, Holandy – 12 Jolay 2014.

Japan - July 12, 2014.

Japan – 12 Jolay 2014.

"Today, the people of South Africa marched in support of the Palestinians that are suffering under the Occupation. Nelson Mandela once said “We know too well that our freedom is incomplete without the freedom of the Palestinians.” So today we stood up to be the voice of the voiceless." - July 13, 2014.

“Anio, manohana ny Palesitiana izay miaritra ny fananiham-bohitra ny vahoakan'i Afrika Atsimo. Niteny i Nelson Mandela indray mandeha “Fantatray tsara fa tsy feno ny fahafahanay raha tsy afaka ny Palestiniana.” Koa androany izahay nijoro ho feon'ireo tsy re feo.” – 13 Jolay 2014.

Indonesia - July 12, 2014.

Indonezia – 12 Jolay 2014.

"Montreal protesters holding the longest Palestinian flag in the world during Gaza Solidarity protest on Friday July 11, 2014."

“Mpanao fihetsiketsehana ao Montreal mitazona ny saina palestiniana lava indrindra eto an-tany mandritra ny fihetsiketsehana firaisankina amin'i Gaza tamin'i Zoma 11 Jolay 2014.”

Maldives - July 12, 2014.

Maldives – 12 Jolay 2014.

Tunis, Tunisia - July 13, 2014.

Tunis, Tonizia – 13 Jolay 2014.

Valparaiso, Chile - July 12, 2014.

Valparaiso, Shily – 12 Jolay 2014.

Berlin, Germany - July 12, 2014.

Berlin, Alemaina – 12 Jolay 2014.

Canberra, Australia - July 18, 2014.

Canberra, Aostralia – 18 Jolay 2014.

"On July 12th a group of people organised a silent protest in Krakow – in solidarity with Gaza. Protesters printed names of all the children martyred in Gaza during operation “Protective Edge”."

“Tamin'ny 12 jolay nisy vondron'olona nanomana fihetsiketsehana mangina tao Krakow – ho firaisankina amin'i Gaza. Nataon'ny mpanao fihetsiketsehana vita pirinty ny anaran'ny ankizy maritiora ao Gaza mandritra ny Bemidina “Sisim-Piarovana”.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.