GV Face: Ahoana Koa Ny Manaraka Ao Okraina?

Inona indray no hitranga amin'ny fihetsiketsehana #Euromaidan? Nitarika ny fihonganan'ny filoha mpanao kolikoly ireo fihetsiketsehana sy fandatsahan-drà. Saingy ankehitriny, raha miziriziry amin'ny fandefasana hery ara-miaramila i Rosia ary miandry izay ho solon'ny filoha kosa i Crimea, maro ireo fanontaniana tsy nahitam-baliny mikasika ny hoavy ara-politika ao Okraina sy ny fifandraisana amin'ny Vondrona Eoropeana. Mandranitra tsy fitovian-kevitra ireo fampahalalam-baovao ofisialy ao Rosia sy Okraina, raha toa ka mampiasa habaka mba hiadiana amin'ny fandisoam-baovao sy ny fampielezan-kevitra kosa ireo mpanao gazety sy mpikatroka nomerika.

Miresaka miaraka amin'ireo mpanoratra ao amin'ny Global Voices teny Okraniana: Tetyana Lokot sy Tetyana Bohdanova isika.

 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.