Nakan'ny mpaka sary manerana izao tontolo izao hizara ny sary sy ny tantaran'olon-tsotra eny an'arabe ao amin'ny tanàndehibe misy azy ny pejy Facebook Humans of New York an'i Brandon Stanton, tafiditra amin'izany ihany koa ny any Shanghai. Ny pejy Humans of Shanghai [olombelon'i Shangai] dia nitsangana tamin'ny Marsa 2013 ary manasongadina seha-piainana andavanandro ao Shina metropolis.
Jereo anie ny sasantsasany amin'ny sary avy amin'ny pejy eto ambany.