- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Birmania Tamin'ny 1897: Saripika 10 Rakitry Ny Ela

Sokajy: Azia Atsinanana, Myanmar (Birmania), Mediam-bahoaka, Saripika, Tantara, Tsidika, Zavakanto & Kolontsaina

Amin'ny alàlan'ny kaontiny Flickr [1], nosokafan'ny “British Library” ho an'ny daholobe ireo ahirintsariny samihafa ahitàna saripika manan-tantara, sarintany, ary fanaingoana maro hafa avy amin'ireo firenena manerana ny tany. Boky roa natonta tamin'ny 1897 no hitanay, izay nirakitra saripika taminà fitetezana an'i Birmania (Myanmar). Manome topimaso mahaliana mikasika ny fiainan'ny fiarahamonina Birmana nandritry taonjato faha-19 lasa teo izy ireny.

Ireto ambany ireto ny saripika dimy notsongainay tamin'ny boky ‘Mivenjivenjy ao Birmania’ nosoratan'i George W Bird:

Alguada Lighthouse [2]

Fara Alguada

Sagaing Hills [3]

Havoana Sagaing

A steamer at Irrawaddy River [4]

Sambo mandeha amin'ny entona teo amin'ny renirano Irrawaddy

Cargo steamers [5]

Sambo mahazaka betsaka, mandeha amin'ny entona

A pagoda in Rangoon [6]

Pagoda iray tao Rangoon

Namoaka ny boky ‘Picturesque Burma’ koa i Alice Hart tamin'ny 1897. Ireto ambany ireto ny saripika sasany avy amin'io tahiry io :

burma carriage [7]

Taming a wild elephant [8]

mamolaka elefanta dia

Net fishing [9]

Jono amin'ny harato

Bamboo houses [10]

Trano volontsangana

burma women [11]