Kolombia: Tongasoa Eto Amin'ny Tanànan'i Medellín

Iray amin'ireo toerana feno zava-mahaliana tamin'izay hitako ny tanànan'i Medellin, tanàna nahaterahako. Tsy izy no toerana tsara indrindra na toerana azo antoka indrindra eto an-tany, nefa tena mahaliana, feno hery ary tena mahafinaritra.

Manoratra momba ny tanànan'i Medellín na “el centro” ao amin'ny Colombia Reports i Adriaan Alsema. Alahany ao ny antony hitiavana sy hankahalana ny tanànan'i Medellín, ary nampiany fa :

tena io fivoarana sy fitomboana hita maso io, ary ny ady tsy mety vita eo amin'ny tsara sy ny ratsy no mahatamana ahy ao. Izany no tena hitiavako ny tanànan'i Medellin, na dia tsy afaka ny hitia ahy aza izy.

Ahitàna sarin-tany azo jerena ihany koa io lahatsoratra io.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.