- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny Hasambarana Isan'Andro Isan'Andron'ireo Zokiolona

Sokajy: Eoropa Andrefana, Paortiogaly, Hevitra, Mediam-bahoaka, Zavakanto & Kolontsaina
Happiness is to find an old friend. Illustration by Tiago Albuquerque on Felicidário [1]

“Ny fahasambarana, dia mifanena amin'ny namana fahazaza”.  Fandravahan'i alustration Tiago Albuquerque sur Felicidário “Ny teny hafaliana, dia ny mahita ny namana tamin'ny fahazazana”. Fanehoan-tsary Tiago Albuquerque ao amin'ny Felicidario

Fikambanana mpanatalenta portogey no niara-miasa mandravaka ireo famaritana ny mety atao hoe fahasambarana ho an'ireo zokiolona, natao endrika fanisanandro. Azo jerena ao amin'ny tranokala Felicidário [2] ny fanisanandro an-tserasera [3].