Manana fifandraisana izay somary nampatsiahivana matetika nandritra ny fandaharam-pianarana nokarakarain'ny Oniversiten'i Porto Riko [1] i Porto Riko sy i Corse. Ankoatra ireo endrika iraisana, toy ny jeografia sy ny fiavahana eo amin'ny fambolena (voly voasarimakirana vaventy [2]), dia ampiraisin'ny tantara ihany koa ny nosy anankiroa hatramin'ny nifindràn’ [3]ireo Corses an-jatony nankany Porto Riko [3]; nanomboka ny 1830.
Nahita Zava-baovao amin'ny Ifandraisan'i Porto rico sy Corse ireo Mpianatra
· Mpanoratra Lova Rakotomalala Nandika (fr) i Claire Ulrich, Miranah
Sokajy: Amerika Latina, Eoropa Andrefana, Frantsa, Pôrtô Rikô (Etazonia), Fanabeazana, Mediam-bahoaka, Saripika, Tanora, Tantara, Tsidika, Zavakanto & Kolontsaina