Vonoin'izy ireo Ny Hazo Any Ejipta

Manohy ny tantara fisaonany ny fandringanana ireo hazo sy ny fandrodanana ireo tranobe ntaolo any amin'ny zanabohitr'i Heliopolis any Kairo i Michael Hanna, Ejiptiana mpitoraka bilaogy sady mpitana trano fivarotam-panafody, ary nanoratra tononkalo anà hazo rofia [ar].

Telo volana lasa izay, naka sarinà rofia heverina ho ntaolo indrindra any amin'ny faritra izy. Nitoraka bilaogy izay:

لعل هذه كانت النخلة الأطول والأقدم في مصر الجديدة، عمرها من عمر الضاحية نفسها.
Angamba ity Hazo rofia ity no lava sy ntaolo indrindra any amin'ny faritr'i Heliopolis, ary mety mitovy taona amin'io zanabohitra io mihitsy aza.
An old palm tree on Al Ahram Street

Hazo rofia antitra any amin'ny Araben'i Al Ahram, any amin'ny zanabohitr'i Heliopolis

Manohy i Hanna:

الصور بالأعلى ملتقطة منذ حوالي ثلاثة أشهر. أمس مررت بالمكان، وفوجئت بأن شخصا ما قرر إنهاء حياتها، ولم يتبق منها سوى هذا. بقايا جذع ومجرد حفرة يحشر فيها الناس القمامة.
Nalaina teo amin'ny telo volana lasa teo io sary etsy ambony io. Omaly raha nandalo teo amin'io toerana io aho, dia gaga fa nisy olona nanapa-kevitra ny hanapitra ny ainy.. ary izao sisa no navelany. Sisa tavela amin'ilay vatan-kazo ary lavaka sisa hanarian'ireo olona ny fakony.
A hole, where people throw trash, where a palm tree once stood

Lavaka, izay hanarian'ny olona ny fakony, eo amin'ny toerana izay nitsangananà hazo zarina fahiny

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.