GlobalVoices anaty

Inona No Nitranga Nandritra Ny WCIT-12: Resadresaka Niarahana Tamin'i Beatriz Busaniche

GV Mpisolovava Lahatsoratra notsongain-ny GV Mpisolovava , miaraka amin-ny Global Voices, miaro ny fahafaha-miteny sy miady amin-ny sivana antserasera ity. · Lahatsoratra rehetra

DikantenyLahatsoratra voadika amin'ny teny:

Français · Retour sur la Conférence mondiale des télécommunications internationales 2012 : interview de Beatriz Busaniche
Español · Qué ocurrió en la WCIT-12: Entrevista con Beatriz Busaniche
English · What Happened at the WCIT-12: Interview With Beatriz Busaniche

Vao avy nifarana tao Dubai, ao Emirà Arabo Mitambatra ny Kaonferansa Momba Ny Fifandraisan-davitra Iraisam-pirenena (WCIT), fivoriana notohanan'ny Firenena Mikambana. Taorian'ny fifampiraharahana henjana nandritra ny roa herinandro, tsy nisy nipika ny ankamaroan'ny resaka tamin'izany, tsy nahita marimaritra iraisana ireo solontena tamin'ny volavolam-pifanarahana UIT (Firaisambe Iraisampirenena misahana ny Fifandraisan-davitra) , izay tohanan'i Rosia sy Shina, ka hanome vahana ny governemanta isan-toerana hifehy bebe kokoa ny aterineto.

Ny UIT, sampan-draharahan'ny Firenena Mikambana no misahana ny fametrahana lasitra iombonana eo amin'ny arofenitry ny fifandraisan-davitra manerantany.

Niteraka adihevitra marobe ny kaonferansa teo amin'ireo mpiaro ny fahalalaham-pitenena amin'ny aterineto izay nanao antso ny amin'ny tokony handraisan'ny mpisehatra marobe anjara, ary niampanga ny UIT ho nanao fanahy iniana nanilikilika ny vondrom-piarahamonim-pirenena izy ireo.

Nahoana no nahaliana tanteraka tahaka izany ny kaonferansa? Inona no maha-zava-dehibe izany amin'ny hoavin'ny fikirakirana Aterineto?

Niresaka tamin'i Beatriz Busaniche, mpikambana ao amin'ny Fundacion Via Libre sy mpikambana mpanorina ny Wikimedia Arzantina izahay. Nanazava izay tena niadian-kevitra nandritra ny WCIT sy ny antony tokony hiambenan'ireo mpiserasera izy.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.


Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny