
oram-baratra any Riyadh izay mampatsiahy toetrandro any Parisy. Saripika nozarain'i @mohammed919 tamin'ny alalan'ny sioka an-tserasera (na twitter)
Global Voices dia tambajotram-bilaogera iraisam-pirenena mandika teny, mitatitra izay mitranga ary miaro ny bilaogy (bolongana) sy ny fampitam-baovaon'olon-tsotra manerantany.
Nanipy adihevitra ilay solombavambahoaka Kyrgyzy tao Kyrgyzstan, mikasika ny hoe: rehefa inona ny mpanao gazety no afaka manatsonga sioka amin'ny Twitter ho halefany vaovao na tsia. Nivinitra i Shirin Aimatova, mpikambana...
Syeda Mehzar Zahra, anisan'ireo kely taona indrindra niharan'ny fanafihana nataon'ireo mpampihorohoro sy fikambanana mahery fihetsika ao Pakistan tamin'ireo Miozolomana Shiita. Voatifitra ity tovovavy 12 taona – izay nantsoina hoe Anna...
Nanambara ireo nandresy tamin'ny fifaninanana ahazoana ny lokam-panavaozana ny teknolojia hotontosaina isan-taona voalohany, tamin'ny 10 Desambra 2012 lasa teo, ny fikambanana tsy mitady tombom-barotra Access.org. Ny fifaninanana dia natao hamoriana fandraisana...
Nahasarika betsaka ny saina teo amin'ny tontolon'ny bitsika Saodiana i Mohammad al-Bajady, Saodiana mpikatroka mafàna afo amin'ny resaka Zo'olombelona tato anatin'ny herinandro vitsy lasa. Al-Bajady dia iray isan'ny niara-nanorina ny Saudi Civil and Political Rights Association (ACPRA) Fikambanana Saodiana Sivily sy Politika Miaro ny Zo ary voatàna izy hatramin'ny 21 Martsa 2011. Omaly 9 Desambra, @freealbjadi nilaza ny fitokonana faoben'ny olona tsy hihinan-kanina ho fanohanana an'i al-Bajady ny andron'ny 10 Desambra, izay manamarika ny Andro Iraisampirenena Ho an'ny Zon'Olombelona.


oram-baratra any Riyadh izay mampatsiahy toetrandro any Parisy. Saripika nozarain'i @mohammed919 tamin'ny alalan'ny sioka an-tserasera (na twitter)
Mifototra amin'ny lisitry ny firenena araka ny Wikipedia
Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa