- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

‘Ny Varavaran'ny Helo’ Any Turkmenistan

Sokajy: Azia Afovoany sy Kaokazy, Tiorkmenistana, Mediam-bahoaka, Tontolo_iainana
[1]

‘Ny Varavaran'ny Helo’ araka ny hia amin'ny alina, via Wikipedia.

Any afovoan'ny tanihain'i Karakum any Turkmenistan, misy lavaka be mirehitra afo. Fantatra amin'ny maha- ‘Varavarana Mankany amin'ny Helo’ azy, nirehitra hatramin'ny 1971 izy io. Bakhrom Mananov ao amin'ny naoty momba an'i Azia Afovoany manana [2] bebe kokoa holazaina amin'izy io, izay ahitana sary sy lahatsary mahafinaritra.