An-Tampon'ny Alam-Baton'i Bemaraha Eto Madagasikara

The Stone Forest a.k.a Tsingy in the Strict Nature Reserve of Bemaraha in Madagascar  on wikipedia CC-license-3.0

Ny alam-bato a.k.a Tsingy ao amin'ny Valan-javaboarin'i Bemaraha eto Madagasikara hita wikipedia CC-license-3.0


Ny Valan-javaboarin'i Tsingin'i Bemaraha nalahatry ny UNESCO ho Toerana Lovan'izao tontolo izao noho ny fananany endri-tany tsy manam-paharoa, nahatahiry ireo ala an-tany mando, sy vorona mbamin'ny gidro (lemur). Ny mponina Sakalava izay miaina any amin'ny faritr'i Bemaraha dia manana kolontsaina manasongadina ny fiarovana ny tontolo iainana [fr].

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.