12 Novambra 2012

Tantara tamin'ny 12 Novambra 2012

Gresy: Mpanao Gazetin'ny Fahitalavi-Bahoaka Voaroaka Taorian'ny Fanakianan'izy ireo Minisitra

  12 Novambra 2012

Noroahin'ny Fahitalavi-panjakana Grika (ERT) ny mpanao gazety anakiroa, i Kostas Arvanitis sy i Marilena Katsimi, tamin'ny 29 Oktobra 2012, taorian'ny nandalinany ny tsikeran'ny gazety Britanika The Guardian mikasika ny herisetra nataon'ny polisy Grika tamin'ny mpanao fihetsiketsehana anti-fasista tany Atena, ary nanakianan'izy ireo ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka Grika. *Ireto ny tsonga avy amin'ny vaovao marainan'ny fahitalavitra nataon'izy ireo : Nanazava...

Sary Feno Herisetra Aseho Ilazàna Fa Ilaina ny Lalàna Miaro ny Ankizy

  12 Novambra 2012

Nanjary nalaza tamin'ny aterineto avy hatrany ilay sary mampiseho vehivavy mpampianatra zaza madinika, izay sady mitsiky no manainga ilay ankizy amin'ny sofiny izay midradradra mitomany mafy, taorian'ny fandraketana ny sary tamin'ny aterineto tamin'ny 24 Oktobra 2012. Fantatra avy eo fa mpampianatra tsy manana fahazoan-dalana i Yan Yanhong, nilaza tamin'ny mpanao gazety...

Rosia: Manao Faminaniana Momba ny Vaomieram-Pandrindrana Ny Fifidianana

Akon  12 Novambra 2012

Araka ny efa fantatr'ireo mpamaky ny RuNet Echo, tamin'ny [volana lasa teo] no nifidianana ny Vaomiera Mpandrindra, ary efa tafavory tamin'ny alalan'ny pejy Facebook ireo mpikambana ary niampy fihaonana mivantana izany. Herinandro maromaro talohan'ny fifidianana, nanolotra faminavinàna [fr] nifototra tamin'ny fampilaharan'ilay bilaogera Yandex bilaogera mpanoratra ny Global Voices. Taorian'ny nampahafantaranay izany tombana...

Fitsarana Saodiana: “Afaka Manao Izay Tiany Atao ny Mpanapaka”

Androany vao maraina no notontosaina ny fotoam-pitsarana fahadimy mikasika ny raharaha mahavoarohirohy ireo mpiaro ny zon'olombelona Mohammad Al-Qahtani sy Abdullah Al-Hamid. Nisisika ny mpitsara tamin'ny fotoam-pitsarana farany teo fa tsy azon'ny olona atrehina ny fotoana, saingy nolàvin'izy roa lahy mpikatroka ankitsirano izany. Niova hevitra araka izany ny mpitsara ka azon'ny daholobe atrehina indray ny...