- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika: Izay fahasarotana tsy maintsy atrehina amin'ny fananganana foto-piarahamiasa Afrikana

Sokajy: Afrika Mainty, Angola, Ginea-Bisao, Kenyà, Mediam-bahoaka, Teknolojia

John Karanja no miresadresaka [1] mikasika izay fahasarotana tsy maintsy atrehina amin'ny fananganana foto-piarahamiasa [na platforme] Afrikana:

What is an African platform? What does it look like? and perhaps more importantly what does it do? Will it address a Need or a Want? What exactly will make it African? […] Will it work elsewhere in the World?

“Inona no antsoina hoe foto-piarahamiasa [na platforme] Afrikana? Manao ahoana no mety ho bikabikany? ary angamba zava-dehibe kokoa, inona no andraikiny? Moa ve ahafahana mamaha olana iray izany na koa mameno banga iray? Inona no lafiny maha-Afrikana azy? […] ary moa ve valinteny mbola hahomby izy raha toa ka kasaina ampiasaina any amin'ny tany hafa ivelan'ny Afrika?”