Ny raki-tsary notanterahin'i António Silva on Sapo dia mitatitra an-tsary ny firongatry ny fampiasana ny bisikileta misolo toerana ireo fiarakaretsaka [na taxi] any Quelimane, izay tanàna vitsy fiakarana any Mozambique sady toerana tsy misy fitateram-bahoaka ka nanokatra tsy satry ny vavahady hoan'ny tontolo salama kokoa.