03 Oktobra 2012

Tantara tamin'ny 03 Oktobra 2012

Aostralia : Nampiasaina nitadiavana ilay vehivavy nanjavona ny tambajotra sosialy

  03 Oktobra 2012

Fanankotrihina 3 oktobra 2012 : Ny Asabotsy 29 septambra 2012 lasa teo, olona 30 000 no nandray anjara tamin'ny diaben'ny fandriampahalemana nanerana ny Sidney Road, tao Melbourne Brunswick, izay nahitana an'i Jill Meagher farany. Taorian'ny filazana ny fahafatesany dia maro ny pejy facebook mitondra ny lohateny hoe “R.I.P Jill Meagher”...

Nivadika ho Fanangonam-bola Ny Fanadihadiana Momba ny Guerrilleras Salvadoriana

  03 Oktobra 2012

Niara niasa i Rebecka Bíró (Soeda/Espaina) sy Victoria Montero (Arzantina), samy mpaka sary mba hanangana tetikasa fanadihadiana sy sary momba ny fiainan'ny vehivavy mpiady anaty akata nandritra ny Ady An-trano Salvadoriana (1980-1992). Nampiasa ny tranokala fanangonam-bola Verkami i Bíró sy i Monteroto mba hanao hetsika fitadiavam-bola ho famatsiana ny fandanian'izy ireo mandra-pahavitan'ny tetikasany ao El...