Madagasikara : fitoriana ny fahantrana lavareny

Rivonala Razafison no nitatitra tamin'ny vohikalam-baovao “Africa Review” fa

Scores of Madagascar capital Antananarivo residents Wednesday wore black clothes to denounce poverty in the country.

“mponin'Antananarivo maro no nitafy akanjo mainty [ndT: fisaonana] tamin'ny Alarobia [ndT: 29 febroary 2012] ho fitoriana ny fahantrana mianjady amin'ny tanindrazana”

Ho fanampin'izany dia nambarany fa karazana hetsika fanoherana folo mahery no tsikaritra tany Madagasikara hatramin'ny volana Janoary.

Ny fanoherana farany sady tsy mbola nifarana tanteraka dia nataon'ireo manam-boninahitry ny CAPSAT, izay rezimanta manana andraikitra tamin'ny fiakaran'ny fahefana [ndT: tetezamita] ankehitriny eo amin'ny fitondrana.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.