GlobalVoices anaty

Fomba Fanaovan-tsakafo Amin'ny Ramadany : Fety Be Aorian'ny Fifadian-kanina

DikantenyLahatsoratra voadika amin'ny teny:

বাংলা · রমজানের রন্ধন প্রণালী: উপবাসের পরে ভোজন
Español · Recetas de Ramadán: Festín después del ayuno
Italiano · Le ricette di Ramadan: Iftar, la festa del digiuno
عربي · وصفات رمضان: الاحتفال بعد الصيام
русский · Рецепты для Рамадана: Пир после поста
日本語 · ラマダン後のレシピ:絶食後のご馳走
Ελληνικά · Συνταγές Ραμαζανιού: Νηστεία και Ιφτάρ
македонски · Рецепти за Рамазан: Гозба по постот
English · Ramadan Recipes: Feasting After Fasting

Manamarika fotoana fieritreretana ara-panahy sy fiderana ara-pivavahana ny volan'ny Ramadan. Ireo Silamo mandray anjara amin'izany dia mifady hanina sy rano mandritra ny masoandro mipoaka, fa rehefa mody masoandro kosa, mivadika ho fety lehibe ny fifadian-kanina, ny Iftar. Mandritra ny Iftar, mivondrona ny vahoaka mba hanapaka ny fifadian-kanin'izy ireo miaraka, atomboka amin'ny voan'antrendry (ilay voankazo maina) araka ny fomban-drazana. Ho fanampin'ny voan'antrendry, misy karazan-kanina mahafinaritra marobe aroso. Ito misy lisitry ny sasantsasany tamin'ireo tena tian'ireo mpitoraka bilaogin'ny Global Voices.

Arahaba nahatratra ny fifadian-kanina avy ao amin'ny bilaogeran'ny Global Voices izay nizara rohy!

Te-hanampy ny tianao manokana ve ianao? Miangavy anao hizara izany aminay!.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.


Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny