Madagasikara: Dia Eto Indray Isika Amin'ny Fanaovana Gaboraraka Ny Tany, Tsy Misy Mandraharaha

Mitatitra ny  Tananews fa ny governemanta ao Madagasikara dia mampanofa tany mandritra ny 50 taona na mihoatra amin'ny sanda tena ambany dia ambany  $15 ny metatra toradroa isan-taona(fr) aminà mpandraharaha ara-pambolena Indiana (loharano: IndiaTimes). Manontany tena ilay bilaogy ny amin'ny antony nahatonga ny tantara toy izany tsy mahataitra intsony na eo amin'ny firenena na any ivelany tahaka ilay iray hafa nalaza be, fampanofana tany saika hataon'ny  Daewoo tamin'ny 2008 izay isan'ny nahatonga ny filoha teo aloha Ravalomanana niongana .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.