Libya: Inona no nahatara an'i Gaddafi?

Ity lahatsoratra ity dia anisan'ny fitantarana manokana ataonay momba ny Fitroarana 2011 any Libya.

Miteny ao amin'ny fahitalavi-panjakana ankehitriny ny mpanao didy jadona ao Libya Muammar Al Gaddafi. Mandra-piandry ny kabariny dia niezaka ny hamantatra ny antony nahatara ny kabary efa niomanana ny tweeple avy amin'ireto angona tweets na sioka an-tserasera ireto.

Ny tenifototra mitovy nampiasaina moa (misy isan-karazany no tena marina), dia nampiasaina fony niteny tamin'ny Libyana ny “son Seif Al Islam” taloha.

@hatemation: Gaddafi is live on AJ

Mandeha mivantana ao amin'ny AJ i Gaddafi

@wickedlypink: #Gaddafi on TV NOW #libya

Mandeha amin'ny fahitalavitra izao i #Gaddafi #libya

@Aymansalhieh: #WhyGadafiIsLate he is fixing the tent

#InonanynahataraaniGaddafi mbola namelatra ny tranolay izy

@FatmaTarek: #WhyGadafiIsLate trying to prepare a 20 sec speech that's gotta b hard!

#InonanynahataraaniGaddafi mbola miezaka manomana ilay kabary 20 segondra fa lasa sarotra izy izany

@Lastoadri: #WhyGadafiIsLate Waiting for the woman standing behind him to dress up #Libya #Gadafi

#InonanynahataraaniGaddafi mbola miandry ilay vehivavy ao aorianany miakanjo

@Aymansalhieh: #WhyGadafiIsLate Searching for a free toktok

#InonanynahataraaniGaddafi mbola mitady toktok (fiara madinika) malalaka

@7usfahmy: #WhyGadafiIsLate rehearsing the speech!! LOOL!! #Ghaddafi

#InonanynahataraaniGaddafi mbola mamerina mialoha ny kabary!!! TPT!!

@Lastoadri: #WhyGadafiIsLate Broke his sunglasses #Libya #Gadafi

#InonanynahataraaniGaddafi vaky ny fitaratry ny solomasony

@Lastoadri: #WhyGadafiIsLate Waiting till it rains again #Libya #Gadafi

#InonanynahataraaniGaddafi miandry ny orana ho avy indray

@leimolavida: #WhyGadafiIsLate he lost his umbrella

#InonanynahataraaniGaddafi Very ny elony

@HeyJacquiDey: #WhyisGaddafilate? Because he's trying to look human & is too busy wiping the blood of his victims off of his face. #Qaddafi #Libya #Feb17

#InonanynahataraaniGaddafi Mba te-hiseho ho olombelona izy, ka sahirana aok'izany mamafa ny ran'ny olona novonoiny hiala amin'ny tarehiny. #Feb17

@FritzKarlWatel: #WhyIsGaddafiLate bcz Venezuela is UTC-04:30 #libya #feb17 #qaddafi

#InonanynahataraaniGaddafi Ka ny oran'i Venezuela anie UTC-04:30 e!

@gazzel: Gadhafi To Make Speech to Night! -Hey Moammar Free advice- Don't be late. Twitter will hash tag you to death With #WhyIsGadafiLate

Gadhafi mikabary anio alina! tolo-kevitra maimai-poana ho anao ity Moammar a! Aza tara. Ny Twitter anie ka hametraka teny fototra anao mandramaty amin'ny #InonanynahataraaniGaddafi

@InnocentDuchess: #WhyGaddafiIsLate Looking for a good position to his umbrella

#InonanynahataraaniGaddafi mijery hoe ahoana ny fomba tsara amelarana ny elony.

@MoatazMekki: #whygaddafiislate maybe setting up the tent inside the studio ?!

#InonanynahataraaniGaddafi angamba mbola mamelatra ny lainy ao anatin'ny studio? [toeram-pandraisam-peo sy sary]

@lampini1: #whygaddafiislate .. What 2 wear, what to wear…? #Libya

#InonanynahataraaniGaddafi .. Inona no anaovana? Inona no anaovana?

@PNSR: #WhyGaddafiIsLate His son is talking him out of his good speech.

#InonanynahataraaniGaddafi Miresaka aminy momba ilay kabariny tsara lahatra ny zanany lahy

@spentrainydays: why are the weirdest spellings of LIBYA and GADDAFI tweeting?”Libia and Kadhafi?”

Nahoana no siahana an-tserasera ny fanonona hafahafa indrindra amin'i LIBYA sy GADDAFI? “Libia sy Kadhafi?”

@ayakhalil: ive never wanted to smash somebody's ugly head as i want to with #Gaddafi #Libya

Tsy nitady velively ny hamaky ny loharatsin'olona mihitsy taha izay tiako atao amin'i #Gaddafi #Libya aho

@popgunning: its unfathomable to think how much Gaddafi has underestimated the Libyan people #libya

Tsy azo novisavisaina mihitsy izany Gaddafi nisozy ny vahoaka Libyana

Ity lahatsoratra ity dia anisan'ny fitantarana manokana ataonay momba ny Fitroarana 2011 any Libya.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.