Madagasikara : Mba azonao atao sariitatra koa ve ny fanaovan-gajety?

Ny mpiblaogy Bunmi (monina any Etazonia) no mitatitra fa i ‘Madagascar’ izay sangan'asan'i Bastien Dubois dia isan'ireo lahatsaritatra voafantina hifaninana amin'ny Oscar 2011, taranja sariitatra fohy (ndlr. fifaninanana sarimihetsika vovònana izay tanterahina isan-taona any Amerika).

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.