Tonizia: Voatafika nandritry ny hetsi-panoherana ilay mpanao gazety Nebrass Hedhili

Nanoratra i Nawaat fa niharan'ny herisetra ara-batana ilay mpanao gazety Nebrass Hedhili, polisy tsy nanao fanamiana no nahavita izany tao afovoan'i La Chebba(fr). Manavao matetika ny feon-gazety mikasika ny hetsi-panoherana Sidi Bouzid(fr) i  Nawaat.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.