- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Però: Fanentanana isorohana ny fanakatonana tranomboky any Amazonia

Sokajy: Amerika Latina, Però, Hafanàm-po nomerika, Haisoratra, Teratany, Zavakanto & Kolontsaina

Mitatitra ny amin'ny fisiana fanentanana fanoherana ny fanakatonana tranomboky  any Iquitos, Però [1] miompana amin'ny tahirin-kevitra momba an'i Amazonia i Juan Arellano avy ao amin'ny Globalizado [2] [es]. Io tranomboky io no faharoa manandanja indrindra momba io lohahevitra io any Amerika Latina.