Japana: Haino aman-jery manao an-tendrony sy ny fandisoam-baovao

Mpitoraka bilaogy iray tsy nitonona anarana ao amin'ny NewzJapan.com no mitefotefoka ny fandrakofam-baovao nataon'ny CNN momba an'i Japana. Ao amin'ny lahatsoratra mitondra ny lohateny hoe Ny Halloween any Japana sy ny Tsy Fahampian'ny Firakohana nataon'ny  CNN [amin'ny teny Anglisy] nilaza ilay mpitoraka bilaogy fa dia “gaga sy nivalaketraka” tamin'ny hamaivànana niresahan'ny sasantsasany tamin'ny lahatsoratra nosoratan-dry zareo momba ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao Japoney.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.