The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Iran
Lohahevitra:
Hevitra, Zavakanto & Kolontsaina, Cyber-Activism, Governance, Zon'olombelona, Fanoherana, Politika
Teny:
Farsi

 

Maro ny haiendrika, afisy, hira sy lahatsarin-kira noforonin'ny Iraniana sy tsy Iraniana manerantany ho entiny manohana ny hetsi-panoherana “maitso” manohitra ny valim-pifidianana filoham-pirenena tamin'ny 12 jona. Nihantsy ady amin'ny fitondrana jadona any Iran koa ankehitriny ny mpahay kisarisary ahetsika.

Avy amin'ny aingam-panahin'i Gandhi izany olona maitso izany

Mahmoud Ahmadinejad nandritra ny adihevitra fifidianana 2009

Ny Zon'ny Baha'i

Misy kisarisary athetsika mampahatsiahy antsika ihany koa fa efa an-taonany maro talohan'ny fifidianana izay ny Fitondrana Islamika no nangeja ny olona. MideastYouth.com no mampiseho kisarisary ahetsika ny fangejana ny mpanaraka ny finoana Bahai any Iran. Tantara naharitra 30 taona.

Hamid Tehrani

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.