Armenia: Resadresaka nifanaovana tamin'i Liana Aghajanian

liana

Teraka tany Iran, fa nitombo sy mipetrakat any Etazonia ankehitriny, I Liana Aghajanian dia mpanoratra ary vaovao eo amin’ny tontolon’ny blaogy Armenianina. Na dia mitoraka blaogy ao amin’ny vohikalany manokana aza izy, I Aghajanian dia efa nanana ny nampiavaka azy manokana tany aloha tany  ho an’ireo feo hafa sy ny haino aman-jery  miahy tena any Armenia ary koa ny Diaspora miaraka amin’ny  e-zine  Ianyan mampiasa ny WordPress .

Tonga soa ato amin’ny ianyan magazine, ny famoahana miahy tena Armenianinao voalohany. Voalohany indindra, Ianyan dia nanomboka toy ny hevitra izay toa natoritory tao ao an'eritreritra sy ny ati-fanahinareo nandritry ny taona maro. Sahala amin'ireo zavatra tsara rehetra , dia tanteraka ihany ity hevitra ity. Ny tanjonay eto amin’ny ianyan dia ny hanome anareo izay tsy vitan’ireo famoahana Armenianina hafa:  vaovao tsy mitanila, ireo toetoetra sy ireo tantara izay ankafizinao. Tsy ny gazety “medzbaba”-nao izy ity. Tsy misy fampielezan-kevitra eto. Tsy ny mitady ny marina sy ny milaza izany ihany no ataonay, fa manome ny vaovao Armenianina maneran-tany koa, ho an'ny  tanora sy ny antitra ary koa ireo namanao tsy Armenianina.

Ny resadresaka feno [amin'ny fiteny vahiny] dia azo henoina eto ambany.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.