The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Iran, U.S.A.
Lohahevitra:
Cyber-Activism, Fifidianana, Governance, Fanoherana, Politika
Teny:
Farsi, Malagasy, Anglisy

 

Eo amin'ny Iraniana, Amerikana sy Iranana-Amerikana 100 eo no nandefa hafatra manokana fohy tao amin'ny YouTube mba hanohanana ny hetsiky ny mpanohitra Iraniana izay miantso ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny 12 Jona ho hosoka. Miantso an'i Joe Biden, filoha lefitra Amerikana, sy ny governemanta Amerikana tsy hankatoa ny governemanta Iraniana amin'izao fotoana ary hanohana ny hetsika sivily Iraniana. Azo jerena ato ny fitambaran'ireo horonan-tsary ireo.

Niangaviana tsy hifampiraharaha amin'ny fitondrana Iraniana i Joe Biden:

Niangaviana ny governemanta Amerikana mba hijery ny fijalian'ny vahoaka Iraniana

ary tsy hiara-hiasa amin'i Irana:

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.