Rosia : Tatitra fanampiny mikasika ny fipoahana nitranga tany Moskoa

Indreto tatitra hafa fanampiny mikasika ilay doro trano vokatry ny fipoahan'ny fantsona famatsiana etona tany Moskoa tamin'ny 9 : Andrei Kharlanov izay sady nametraka lahatsary ao amin'ny Youtube no nitatitra nivantana tamin'ny alalan'ny Twitter @andreikharlanov izay narahin-tsary koa;  Mpivoy LJ [LiveJournal] q-u-a-t-t-r-o (monina 1.5 km ny toerana nitrangan'ny voina dia nanatona akaiky dia akaiky mba hitatitra : 600 m monja), tatitry eparhial mpivoy LJ, unter_dem_meer mpivoy LJ,  just-koka mpivoy LJ, logra mpivoy LJ, erofeeva mpivoy LJ.

[Ity dia mbola tohin’ilay lahatsoratra efa notaterina teto ihany : Fipoahan'ny fantsona famatsiana etona tany Moskoa]

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.