Manapariaka sary mitatitra ny doro trano vokatry ny fipoahan'ny fantsona famatsiana etona tany Moskoa tamin'ny 9 May ireo mpiblaogy Rosiana. Tsidiho ireo blaogy samihafa anivon'ny LiveJournal : buchwurm, goodwine, principiale, maroot, volland. Misy koa lahatsary napetraky HorseWhispererRF azonao jerena ao amin'ny YouTube.
- Firenena:
- Russia
- Lohahevitra:
- Vaovao Mafana, Voina, Angovo, Tontolo_iainana
- Teny:
- Malagasy, Anglisy

















1 hevitra