The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Lebanon, U.S.A., France, Ireland, Canada
Lohahevitra:
Aterineto & Fifandraisan-davitra, Saripika, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika

 

Mitsangana hanohana an'i Gaza izao tontolo izao. Anjato arivony (an'hetsiny hoy isika) ireo olona amin'ny vazantany efatra nanao fihetsiketsehana nandritra izay dimy andro izay. Hatrany Boston ka hatrany Beirota, Le Cap ka hatrany Caracas, maro ireo olom-pirenena naneho ny firaisankinany amin'i Gaza.

indreto ary misy rakitsary izay notovozina tao amin'ny  Flickr:

Osama Al-Eryani, Calgary

infomatique, Dublin

Alalettre, Paris

Jewish Voice for Peace, Seattle

farfahinne, Beirut

Hamza Daoui, Boston

Ny Electronic Intifada koa moa dia eo ampanangonana ny fanehoan-keitry ny olona manerantany koa vakio.

Jillian York

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.