The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Turkey
Lohahevitra:
Tantara, Lalàna, Fifandraisana iraisam-pirenena
Teny:
Anglisy

 

Amin'izao resaka mpijirika (izay ity voambolana ity vao tadidiko) manintona ny lohateny lehibe amin'ny haino amanjery izao dia manome leson'ny tantara amin'ny lahatsoratra iray i Talk Turkey miresaka momba ilay Amiraly Ottoman iray antsoina hoe Barbarossa (Volombavamena) izay fantatra kokoa amin'ny maha-mpijirika azy ary manontany hoe: “Mety ho eny anivon-dranomasina indray ve ho hahitana ny ady manaraka?”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.