The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Egypt
Lohahevitra:
Zavakanto & Kolontsaina, Fanabeazana, Tanora
Teny:
Arabo

 

Mpamaham-bolongana Ezypsiana City Bird no nanao ity lahatsoratra manaraka ity:

قالت مدرسة الرسم : ارسموا موضوعا عن الإرهاب
رسم الطفل هذا الرسم
قالت المدرسة : إيه الهباب اللي انت راسمه ده؟؟ إحنا عايزين ملتحين بيقتلوا الناس
Nampanao sary ny mpianany ny mpampianatra iray ka momba ny fampihorohoroana izany.
Ary nanao io sary eo ambony io ny iray tamin'ny mpianatra.
Dia niteny Ratoa: Fa sary inona koa ity ataonao ity? Sarin'olona be volombava mamono olona tsy manantsiny no tadiavinay (hataonareo).

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.