Madagasikara : BarCamp tany Madagasikara

Mitatitra ny BarCamp tany Madagasikara izay natrehiny ny namana Sixthman izay monina any Madagasikara rahateo :

A lot of people attended the barcamp and most of them were … bloggers. This was an opportunity for me to see some of them that I only knew by pictures through blogs like avylavitra, DotMg or Jentilisa – who talked about the Global Voices Online and released a book containing what he’s been writing as a blogger since 2006.

“Sesehena ireo olona izay tonga nandray anjara tamin'ny Barcamp ary ny ankamaroan'ireo mpanatrika ireo dia … mpiblaogy avokoa. Io fotoana io izany no nahazahoako nanararaotra ny hahita maso ireo izay fantatro fotsiny tamin'ny alalan'ny saron-tsaritava sy ny blaoginy tsirairay toa an-dry avylavitra, sy DotMg na koa ry Jentilisa – izay nanazavazava ny mikasika ny vohikala “Global Voices Online” sady namadika ho boky ireo lahatsoratra rehetra izay nosoratany tao amin'ny blaoginy hatramin'ny taona 2006.”

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.