Comments on: Madagasikara: Tsiahy an'i Rado, ilay poeta manandaza

By: X-MAN
Mba faniriko ry Sakaiza

Raha isika rehatra izao

No hiaraka hitaiza

Ny Gasy VAOVAO

Fa zary mahonena

Ny maheno ireo zatovo

Miteny tenimpirenena

Mifangaro,mihozohozo

Tsy hoe tsy fananana

Ka tsy nanitsaka sekoly

Fa aingitraingim-piainana

Sy te ho lazaina fa ambony

Hany ka ny tenin-drazana

tsy voafehiny mazava

Maika fa ny an’ny havana

Mbola mampitampim-bava

Ampio ny Malagasy namanao!

X-MAN

By: Anne-Muriel RAHARIMANANA
Indrisy mantsy…

Ny ety an-tany dia fandalovana, fa i Rado kosa, dia tsy nandalo fotsiny, fa hitotra mandrakizay ao am-pon’ny malagasy rehetra, hatraminy faran’ny tany…

R.I.P

Anne-Muriel

By: Mitsaoka ilay poeta | Hommages à un poète | Saluting a poet | Rado « Blog Archive « malagasy
[...] globalvoicesonline.org Malagasy – Tsiahy an’i Rado, ilay poeta manandaza >> [...]

By: aterakotomanga
dia lasa ianao RADO

rehefa nahavita be,

ny malagasy nilaozanao enga anie: tsy ho bado

tsy handraraka’ilo-mbiandoha

hiotra hatrany miraka @ ny filoha

hanana ny maha izy azy:

ho malagasy mahavita azy.

mandria ampiadana ê

By: X-MAN
Mitomany aho,

Manondrika ny loha

fa lasana nandao

ilay mpanavotra ahy am-po.

Rado,

mpanoro sy mpananatra

ny foko rehefa sasatra;

Ny sorany rehetra no nanohina ahy

ka nahaizako nitsetra

Ny HAFATRA napetrany

niainako ihany koa

fa DINITRA tsy lany koa

Ny lasako taloha

Fa safosafon-dray

Ireo sorany miteny

Mandrotsy ny fanahy

Ka mamiko ombieny

Rado,

misaotra anao

fa noho ny soratra

dia toy izao aho

Misaotra anao ry Rado