Nampiasa orana vitan'olombelona ny governemanta ao Beijing tamin'ny lalao olympika mba hahatsara ny andro tamin'ny lanonam-panokafana sy famaranana ny lalao. Tokony nilaza mialoha tamin'ny mponina ny governemanta, hoy i Lui Li rehetra nanana hevitra hanova ny toetr'andro tahaka izany.
- Firenena:
- China
- Lohahevitra:
- Tontolo_iainana, Governance, Fanatanjahantena, Teknolojia
- Teny:
- Malagasy
- Manokana:
- Olympics
Ity lahatsoratra ity dia avy amin'ny lalao Olympika 2008 Beijing Sina, nojeren'i John Kennedy sy nosponsorizen'i Reuters -














