Michael Turton avy ao amin'ny The View from Taiwan (fijery avy aty Taiwan) no namosabosakevitra tanaty adihevitra miresaka momba an'i Taiwan mandritra ny lalao olaimpika any Beijing. Navoitran'ny mpamaham-bolongana ary fa raha efa lefy ny adihevitra momba ny anarana ho entina, ny asafidianana amin'izao fotoana izao dia eo amin'ny hoe Shinoa Taipei sa Shina Taipei.
- Firenena:
- China, Taiwan (ROC)
- Lohahevitra:
- Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika, Fiteny
- Teny:
- Anglisy
- Manokana:
- Olympics
Ity lahatsoratra ity dia avy amin'ny lalao Olympika 2008 Beijing Sina, nojeren'i John Kennedy sy nosponsorizen'i Reuters -














