Maro ny vohikala, tahaka ny Radio free Asia (radio afaho i Azia), no lasa azo tsidihina mandritra ity lalao olaimpika ity, na izany aza hoy i Liu Xiaoyuan dia mbola maro ny bolongana voasakana tsy ho azo tsidihina hatrany. Nofantenana hovahana fatotra noho ny fanerena politika ireo vohikala azo tsidihina fa ny tena mitoetra dia ny fanakanana ihany. Mbola mikatona manko hatramin'izao ny fampahalalam-baovaon'olom-pirenena tahaka ny inmediahk.net any Hong Kong.
- Firenena:
- China, Hong Kong (China)
- Lohahevitra:
- Freedom of Speech, Human Rights
- Teny:
- Chinese
- Manokana:
- Olympics
Ity soratra ity dia avy aho amin'ny Olympika 2008 Beijing Sina, no jeren'i John Kennedy sy sponsoren'i Reuters -















Vovonàna GV : Tanteraka koa ny andro fa...
- Mitady namana Malagasy monina any ivelany ka ahafahako mandefa taratas...
Tohiny »