“HItako voalohany raha nianika ny Manda lehibe aho,” Hoy ilay mpampiasa Flickr Moonage Daydreamer, “Ny teny fanevan'ny lalao olaimpika tontosaina any Beijing 2008…hitanao na aiza na aiza alehanao: peta-drindrindra sy peta-piara (autocollant) na fiara madinika na fiara fitaterana, eny fa na dia eny amin'ny Mandaben'i Shina aza.”
Misimisy sary hafa koa nalaina avy amin'ny zoro hafa azonao jerena eto.












Kôlômbia: Diam-pahafahana manerantany...
-
Y sin embargo, algunos todavía creemos que un mejor país es pos...
Tohiny »