The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tsy misy
Lohahevitra:
Development, Diaspora, Ekonomia, Labor, Fifandraisana iraisam-pirenena
Teny:
Malagasy

 

Ao amin’ny blaoginy i Miguel Cruz Sousa [amin’ny teny portige] no mitondra fandalinana momba ny politika ivelan’i Cap Vert sy ny fifandraisan’ny firenena amin’ireo zanany ampielezana. “Ny tsy fananàna asa, ny elanelana ao anaty fiaraha-monina, ny tsy fandriampahalemana, ny karama varimasaka sy ny mety ho tsy fahampiana dia mitatao mandrakariva aty an-tanindrazana. Any anivon’ireo zanaka miely eran-tany, misy ny fifanenjehana, ny fifanavahana, ny tsy fitoniantsaina mifandray amin’ny asa, ny tsy fananana asa, ny tahotra ny vahiny (xénophobie), ny fisamborana tsy mazava loatra ary ny tsy firaikan’ny governemanta cap-verdiana; misy fanilihana roa sosona ao, raha ny tena hevi-teny no rainina, avy amin’ny firenena mampiantrano sy ny avy amin’ny nahaterahan’ireo Cap-verdiana maherin’ny 9 hetsy monina sy miasa any amina firenena maherin’ny dimy ambiroampolo manerana ny tany.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.