Isiraely: Aro lozam-pifamoivoizana ho an'ny Silamo

Avy any Isiraely, Not a Fish (tsy trondro) no nanoratra ny fianarana momba ny lalàm-pifamoivoizana ho an'ny mponina tsy jiosy any Isiraely – ary ny tanjona amin'izany dia ny hampihenana lozam-pifamoivoizana. Mpitondra fivavahana 250 no nanatrika nandritra ny indray andro ny lesona momba ny fiarovana ny ankizy,  fisorohana ny loza ary ny finoana silamo momba ny anjara izay mifanohitra amin'ny andraikitry ny tsirairay. Hatramin'ny voalohan'ny taona manko dia Arabo 86 amin'ny fitambarany 244 no matin'ny lozam-pifamoivoizana.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.