Life 2.0 mamaham-bolongana Isaac Mao no nanangona ny lisitry [zh] ny vohikala vaovao tsy nosakanana hatramin'ny herinandro teo hanarahana ny lalao olaimpika andro mafana 2008. Maro moa no wmanontany tena hoe mandra-pahoviana izy ireo no tsy hosakanana; Mao kosa nanoratra hoe: ‘faingàna ary misoratana anarana amin'ireny ô!'
- Firenena:
- China
- Lohahevitra:
- Vaovao Mafana, Fahalalahàna miteny, Cyber-Activism, Governance, Aterineto & Fifandraisan-davitra, Fifandraisana iraisam-pirenena
- Teny:
- Shinoa, Anglisy
- Manokana:
- Olympics
Ity lahatsoratra ity dia avy amin'ny lalao Olympika 2008 Beijing Sina, nojeren'i John Kennedy sy nosponsorizen'i Reuters -














