The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Iraq, Ukraine, U.S.A.
Lohahevitra:
Disaster, Education, Energy, Environment, Governance, Science, International Relations

 

Chernobyl and Eastern Europe no nanoratra fa “Mpampianatra 3 avy any Texas sy mpianatra Irakiana 27 no manao fanazarantena amin'ny fomba fanadiovana manala sisantaratra mampididoza” nandritra ny volana jona lasa teo tany Pripyat (Ukraine): “Eny, zavatra mahaliana azo atao amin'i Pripyat - ny fanazarana ny Irakiana  ny tekinikam-panadiovana ny tanàna izay tsy vitan'ny mpitondra tanteraka nandritra ny 23 taona lasa izao. Fa raha tsy izany, efa hitan'ny Irakiana aloha hoe ahoana moa no mety hahazo ny tanànany aoriana kely ao [raha tsy ampy ny fitandremana].”

1 hevitra

  1. Pages tagged "ukraine" Miteny hoe:

    [...] bookmarks tagged ukraine Ukraine: Fanazarantenan'ny manampahaizana Irak… saved by 15 others     pankybarbera91 bookmarked on 07/29/08 | [...]

Hamela valiny