The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Bosnia Herzegovina, Russia, Serbia
Lohahevitra:
Governance, Zon'olombelona, Lalàna, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika
Teny:
Anglisy

 

A Step at a Time [dingana amin'ny fotoany] no mandray ho azy ny resadresaka nifanaovana tamin'ny mpikambana ao amin'ny Akademia Rosiana RFE/RL milaza ny fanirian'ny fireneny hanakatonana ny fitsarana iraisam-pirenena misahana ny raharaha Yogosilavia taloha (ICTY na TPIY) taorian'ny nisamborana ny mpitarika Serba Bosiniaka Radovan Karadzic.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.