Nakatona efa herinandro izay ny vavahadin-tserasera mpanolotra bolongana iray anisan'ny ela nijoroana indrindra any Shina dia ny Sohoxiaobao ary hijanona ho amin'izay toetrany izay mandrapahatapitry ny lalao olaimpika amin'ny faraparan'ny volana Aogositra.
- Firenena:
- China
- Lohahevitra:
- Fahalalahàna miteny, Governance, Aterineto & Fifandraisan-davitra
- Teny:
- Shinoa, Anglisy
- Manokana:
- Olympics
Ity lahatsoratra ity dia avy amin'ny lalao Olympika 2008 Beijing Sina, nojeren'i John Kennedy sy nosponsorizen'i Reuters -














