The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Myanmar (Burma)
Lohahevitra:
Tanora
Teny:
Anglisy

 

Mahatsiaro voakasika amin'ny fianahan'ny ditra tafahoatra lasa heloka ataon'ny tanora ao Londres (Renivohitry Angiletera io) ny mpamaham-bolongana Birimana mipetraka amin'io tanàna io. Latsa-panontaniana lalina i Steve E.  “Nahoana moa no niakatra haingana dia haingana ny fifamonoana amin'ny alalan'ny antsy amin'izao fotoana izao?” ary mieritreritra fomba entina hampihenana izao fanaovana heloka bevava izao izy raha mbola vavolombelona  nahita maso ny gidragidra ifanaovan'andian-jatovo ihany i CMS  etsy ankilan'izany.

 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.