The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Iran
Lohahevitra:
Photography, War & Conflict

 

Nasongadin'i Kamnagir, mpamaham-bolongana  Iraniana, fa sary nalaina nandritra ny fanandramana tahaka ity 2 taona lasa izay ny sary navoaka lazaina ho fanandramana fandefasana balafomanga notontosaina vao teo iny. Raha te-hamaky bebe kokoa ianao dia vakio ao amin'nyView From Iran (fijery avy aty iran) sy New Yrok Times blog.

Manomboa ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

fanampiana

  • Fametrahana hevitra dia mila validation. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Ny hevitra masiaka, na vetaveta, mamely olona manokana dia tsy ekena.