The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
China
Lohahevitra:
Humor, Language
Teny:
Malagasy, English

 

Buxi no mampahatsiaro ao amin'ny Fool's Mountain [Vohitry ny adala] ny loza mety ateraky ny tsy fahalalàna sy ny fahatokisana an-jambany ireo vohikala mpandikateny ka manapariaka sary feno hatsikana nalaina tany Shina : “Translate Server Error” = Simba ny Vohikala Mpandikateny raha Toeram-pisakafoanana [Canteen, cantine] kosa no dikan'ny soratra Shinoa eo anilany.

Manomboa ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

fanampiana

  • Fametrahana hevitra dia mila validation. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Ny hevitra masiaka, na vetaveta, mamely olona manokana dia tsy ekena.