The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
China
Lohahevitra:
Business, Internet & Telecoms, Photography, Software & Tools, Sport, Technology, Entertainment
Teny:
Malagasy, English
Manokana:
Olympics

 
Olympics

Ity soratra ity dia avy aho amin'ny Olympika 2008 Beijing Sina, no jeren'i John Kennedy sy sponsoren'i Reuters -



Mety iharan'ny fandraràna ny fanaovana tatitra ara-blaogin-dahatsary [Vlogging] manodidina ny lalao Ôlaimpika (araky ny fiheveran-dry zareo), ary manantena ry zareo fa tsy hahakasika ny tolotry fringsters izany izay vao nametraka tolotra vaovao Finday ahafahana miblaogy omena maimaim-poana hoan'ireo rehetra izay mitatitra ara-blaogin-dahatsary ny lalao Ôlaimpika.

1 hevitra

  1. Global Voices amin´ny teny malagasy » Shina : Mivonòna sahady ny hijoro vavolombelona amin’ny fahatongavan’ny lalao Ôlaimpika Miteny hoe:

    [...] ho avy iry, mandritra ny anatanterahana ny lalao Ôlaimpika any Beijing ka dia mahatonga azy ireo hanolotra fanomezana maimaim-poana, na eo aza ny loza manambana dia ny fandraràna izay lahatsary manodidina lalao [...]

Hamela valiny